|
|
|
|

Entry1  manao lambo manoha-dia
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  mifaninana amin' ny lehibe na ambony noho ny tena (ny tena fiteny tany an-tendrony dia hoe: manao lambo manoha-dia an-drainy) [1.1]
Elementary words  4  manao, lambo, manohana, dia

Updated on 2023/05/21